"Aoka ny olona rehetra samy hanao araka ny fony avy,tsy amin'alahelo na amin'ny faneriterena;fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra" 2 KORINTIANA 9 : 7"

 

 

 

FARITANY AVARATRA ATSINANANA

 

DIJON - MULHOUSE - NANCY - REIMS - STRASBOURG - TROYES

Ny tafo REIMS no mandrindra ny faritra Avaratra Atsinanana mandritra ny taona jona 2015 - jona 2017 :

Filoha: RAMALANJAONA Collin

Filoha mpanampy : RAMAROSON Francky

Pasitera mpandrindra : RATOVONARIVO Dimby

Mpitantsoratra : RAMANITRA Hortense

Mpitambola : RAHARITIANA Lydia

 

* Sabotsy 12 martsa 2016 : fivorian'ny komity faritany eny Buisson Ardent - NANCY manomboka amin'ny 10 ora maraina

* sabotsy 07 sy alahady 08 may 2016 : zaika-paritra any STRASBOURG