"Aoka ny olona rehetra samy hanao araka ny fony avy,tsy amin'alahelo na amin'ny faneriterena;fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra" 2 KORINTIANA 9 : 7"

 

Pejy hafatra


 

Fanja......Mankasitraka tokoa amin' izao asa ataon'i Adelin sy Saholy izao, dia ny namoronana ity tranokala ity. Misaotra indrindra anareo ny fiangonana !!! (Nancy 15/03/2011 : 21h12)

 


Suzette ....Tena vita tsara ny "site" hita daholo ianareo rehetra. Et la navigation du site c'est pratique. C'est vraiment une très bonne idée d'avoir fait ce site, on en sait plus sur le "fiangonana" à Nancy et surtout le dynamisme de la communauté malgache à Nancy. Un grand Bravo pour le webmaster et bonne continuation pour qu'on en sache plus. (Paris 28/03/2011 : 09h04)
Richard.....Miarahaba anareo rehetra aty Nancy indrindra ny biraovaovao Mahafinaritra ny tranonkala vaovao ary isaorana anareo mpanatontosa, mahereza hatrany daholo
Richard Andriambololona tsy manadino. (La Reunion 08/04/2011 : 12h37)


Ranjiva...Longue vie à FPMA Nancy et bonne fête pour ses 30ans. (Paris 17/03/2012 21h00)

 

 

Zo .....misaotra indrindra fa tsara tarehy ilay site izay aho vao nahita azy ity (Nancy 08.04.2012)

 


RASETA Christian...Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan'ny Tompo !
Miarahaba anareo rehetra izay tonga mamaky ity "site"ity, ary misaotra an'Adelin izay namolavola ity "site" ity, mba hampafahantarana ny tafontsika sy hitoriana ny tenin'Andriamanitra ! Pastora Christian RASETA.
(Metz 10/05/2012 22h00)

 

 

RAMAROSON Francky..... Mankasitra sy mampahery mandrakariva. Mety tsara ny site Adelin a!. Dia ho tahin'ny Tompo lalandava amin'ny zavatra rehetra. (Vandoeuvre-Lès-Nancy 25/09/2012 : 23h43)

 


RAMAROSON Francky... Amin'izao taona vaovao izao dia mbola hanafy hery mandrakariva ny Tompo Adelin a! Mety tsara ny site. Mampahery lalandava.
(Vandoeuvre-Lès-Nancy 15/01/2013 22h35).

 

Razaivelo ... Mahafinaritra ny site, fa dia hitan-taratra fa manan-karena olona tokoa ny tafo Nancy. Mankasitraka Adelin a ! (Jarville 28/01/2013 : 09h37)


RAMAROSON Francky...Mankasitra hatrany Adelin a! mety tsara ilay fametrahana toriteny. Mampahery amin'ny fampandrosoana ny site internet ny fiangonantsika e! Ny Tompo hanome hery mandrakariva. Francky

(Vandoeuvre-Lès-Nancy 09/10/2014 16h17)

 

Razaivelo ... Hevitra mety mihintsy ilay fanaovana ny toriteny ato. Misaotra sy Mankasitraka aminy fandavan-tenana e ! Tahin'ny Tompo hatrany !

(Jarville 27/10/2014 : 11h08)


......
......
......
......
......
......
......
......
......
......
......
......
......
......
.......
.......
.......
......
.....
......
......
......
......
......
.......
.......
......
.......
.......
......
.......
.......
......
.......
.......
.......
......
......
......
......
.......
......
.......
.......
......
......