"Aoka ny olona rehetra samy hanao araka ny fony avy,tsy amin'alahelo na amin'ny faneriterena;fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra" 2 KORINTIANA 9 : 7"

 

 

Fanompoam-pivavahana iraisana amin'ny fiangonana rahavavy alahady 24 Oktobra 2021 amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro ao amin'ny TEMPLE SAINT JEAN - place Maginot NANCY. Fandraisana ireo Malagasy vao tonga monina eto Nancy sy ny manodidina

 

 

Sabotsy 23 Oktobra 2021 amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro eny BUISSON ARDENT HAUT DE LIEVRE NANCY : après-midi récréative , kilalao, goûter

 

Fanompoam-pivavahna alahady 17 Oktobra 2021 amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro eny BUISSON ARDENT HAUT DE LIEVRE NANCY. Ny sampana chorale no mandrindra ny fotoana

 

 

Fanompoam-pivavahana alahady 03 Oktobra 2021 amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro eny BUISSON ARDENT HAUT DE LIEVRE NANCY. Misy fandraisana ny fanasan'Ny Tompo. VOKA-DEHIBE ny fiangonana arahina fivoriambe tsy ara-potoana

 

 

 

 

 

 

 

"Izay fanehoana na famerenana amin'ny ankapobeny na amin'ny ampahany raha tsy eken'ny mpanoratra na ny andraikiny na ny fanendrena azy dia tsy ara-dalàna"

 

 

© FPMA NANCY

Tompon'andraikitra amin'ny tranokala : Araye Adelin Lygier

 

Toerana: BUISSON ARDENT - 1249 avenue Raymond Pinchard Nancy

 

Fotoam-pivavahana: Alahady voalohany sy fahatelo ary fahefatry ny volana : amin'ny 2 ora sasany tolankandro.

 

 

Mail: Fiangonanafpma54@gmail.com