"Aoka ny olona rehetra samy hanao araka ny fony avy,tsy amin'alahelo na amin'ny faneriterena;fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra" 2 KORINTIANA 9 : 7"

 

 

SEKOLY ALAHADY

Rehefa niotrika taona maromaro ny fiarahana miangona miaraka amin'ny ankizy malagasy eto amin'ny fiangonana FPMA NANCY dia foy ary niorina ny sampana sekoly Alahady tamin'ny faha-telon'ny volana febroary 2015.

Mpikambana

Miisa 20.

BIRAO

Filoha : RANDRIANOELINA Lucien

Mpitantsoratra : RAZAFINDRAMALO Hanitra - BRUNO Sidonie

Mpitansoratra ny vola : RABARIJAONA Voahangy - RAKOTOZAFY Sammy

 

Fianarana sekoly alahady : ny alahady voalohany sy ny alahady fahatelo