Fotoam-pivavahana 20 May 2012 amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin’ny Espace Saint Jean NANCY

 

Toerana : Temple ERF - Espace Saint Jean : 6, rue Chanzy Nancy

Fotoam-pivavahana : Alahady voalohany sy fahatelon'ny volana manomboka amin'ny 3 ora sasany tolankandro

Mail : tafonancy@yahoo.fr

Vatsim panahy : Fampianarana Pasitera RASETA

-20 May 2012 : fotoam-pivavahana ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany.

...........................................................................................................................

-27 May 2012 : fotoam-pivavahana ao amin'ny Temple Maginot-ERF NANCY manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany : Pentekosta

-Concert ChoeurUni 2012 : 19 May amin'ny 6 ora hariva ao amin'ny DOCK PULLMAN - SAINT DENIS LA PLAINE

 


Radio Vatsy FPMA

 

 

Tompon'andraikitra ny site Web: ARAYE Adelin Lygier

...........................................................................................................................

Io vao faritra bory bory io no toerana misy ny fiangonan-tsika, eo amin'ny Place Maginot, sary io ambony io ny Temple Protestant ERF