"Aoka ny olona rehetra samy hanao araka ny fony avy,tsy amin'alahelo na amin'ny faneriterena;fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra" 2 KORINTIANA 9 : 7"

 

 

 

 

Alahady 05 Oktobra2014 amin'ny 03 ora sy fahefany : fanompoam--pivavahana ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY.

 

Alahady 19 Oktobra 2014 : fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY, voka-dehibe ny fiangonana.

 

Sabotsy 25 Oktobra 2014 : Etude biblique eny Buissons Ardent manomboka amin'ny 2ora - 4ora

 

 

OCTOBRE 2014